Dikan'ny teny : babangala
Hampiditra dikany hafa
na Babangoala p. t.: (trano) foana tsisy mpipetraka ary efa afaka daholo ny varavarambe sy varavarankely rehetra tao anatiny.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha