Dikan'ny teny : baby

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fitondrana zaza na entana ao an-dam osina. - t.i.f.: Babena, binaby, voababy / mibaby,fibaby, mpibaby / ibabena, fibabena / mahababy 1 mitambaby, kibabibaby. ? Mibaby zaza: mitondra zaza ao an-damosina, izay asabaka ny feny ary dia fihinina amin'ny lamba atao mikaona eo anoloana. / Babin-katsaka: ny voan-katsaka mbola amin'ny tahony. 1 Baby roa, telo: enti-milaza f oto-katsaka mitondra babiny roa, telo. / Baby kambana: fibabena zaza roa ao an-damosina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel