Dikan'ny teny : badenina

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t.: Jemby, mamjambena: Badenina ny masoko nijery ny masoandro dimy segondra monja. • Fanimpanina, domelina, vizana izaitsizy ka voly, toa tsy maharay tena intsony: Badenina aho izany, hoy Rasoa, fa adiny telo aho no nifantsika nanjaitra teto. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel