Dikan'ny teny : bado

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Kely saina, donto saina, tsy ampy fiheverana, mora ambakaina. (Araka izany, dia tsy azo atao hoe bado ny tsy nahita fianarana fotsiny, satria mety ho manan-tsaina tokoa izy, fa ny fianarana no tsy hitany): Bado koa izany raha olona, it? peratra volamena US,' dia natakalony akanjo mareuaka be soratra. - t.i.f.: Badoina 1 manabado, fanabado, mpanabado 1 anabadoana, fanabadoana 1 mibadobado 1 habadoana. ΒΆ M. h.: Tsotra loatra, tsobe, mora amidy, olom-be, tsy mahay olakolaka, mifanahin-jaza bodo. * Ohab.: Badolahy miantsena: siramamy ka atoraka alika: Enti-milaza olona tsy ampy fiheverana, kely saina, ka tsy hainy akory ny manavaka ny tsara sy ny ratsy, ny mahasoa sy ny tsy ilaina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel