Dikan'ny teny : baiko

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Teny vahiny (noho izy tany am-boalohany narabina fihetsiky ny tanana mba ho azo tsara; araka izany ny teny vahiny ampiasaina ankehitriny dia tsy tokony ha-tao izany intsony). • Teny na famantarana ifanomezana ka tsy mety ho fantatr'izay olona ivelany hafa: Izao no baiko nifamantaran'ny mpikambana; namoha sy nanidy ny boko-palitaony ilay niteny. + Teny nomena hotanterahina: Izany no baiko voaraiko, tompoko, ka tsy afamanoatra aho. 1 Didy fampahafantarana izay hatao: Indrisy! nisy namono teny andalana ilay miaramila ni-tondra baiko avy tamin'ny jeneraly. 4 Teny na fihetsehan-tanana ifankahazoan-kevitra amin'ny olona moana na amin'ny biby: Mahalala baiko fatratra it? alikanao ity izany. 6 t. t. f,: Baikoina, voabaiko I mibaiko, fibaiko, mpibaiko, ibaikoana, fibaikoana 1 mahabaiko. ? F,-p.: Baikon'ny moana: fampahafantaran'ny moana ny heviny amin'ny fihetsiky ny tanany na ny lohany, I Baiko tanana: famantarana atao amin'ny tanana mba hifankah az oan-kevitra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel