Dikan'ny teny : baikoina

Hampiditra dikany vaovao
1 (baiko) mt. ih. (baikoy): Omena baiko: Nobaikoiny tamin'ny masony fotsiny ihany ilay alika dia niantsambotra teny amin' ilay olon-dratsy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel