Dikan'ny teny : bakalorea

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. baccalauréat) a: Fanadinana mamarana ny fianarana ambaratonga faharoa; diplaoma amena an'izay afaka an'io fanadinana io: Manao fanompoam-pirenena ivelan'ny tafika ny mpianatra afaka bakalorea Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel