Dikan'ny teny : bakelaka

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t.: Enti-milaza ny tsihy na ny lamba vaventy, ratsy ny rariny na tenony: Soloy hafa ity tsihy ity fa bakelaka loatra ka tsy tiako. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel