Dikan'ny teny : bako

Hampiditra dikany vaovao
1 (t.tr.): Fefin-tokotany vita amin'ny hazo, na vala. Ahitsio
2 Bakobako p. t.: Tsara bika, lava vaventy, ranianana sady matombintombina: Jerena lavitra iry tovovavy iry toa bako dia bako. Ahitsio
3 Bakobako p. t.: Valabalaka, vizana tsy mahahetsika firy: Bako marina aho izany fa niasa angady indray andro maninjitra Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel