Dikan'ny teny : balaza

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Ilay sosona faharoa amin'ny hoditra anatY; mate-vina izy io ary ao anatiny no misy ireo kitapo kely mitahiry menaka izay manamandina ny hoditra sy ny volo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel