Dikan'ny teny : baliaka

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t.: Enti-milaza ny zavatra (maso, voninkazo, vozon'akanjo, masoandro...) izay mivelatra miseho mazava tsara, kanefa raha ny maso no lazaina, dia bary no fampiasa matetika kokoa, ary raha ny vozon'akanjo dia balelaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel