Dikan'ny teny : banjina

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fijerena mifantoka tsara amin'izay jerena; filera-na tsara maharitra, tsy mipy; fijerena ombam-pandinihana feno fisainana fatratra. - t.i.f.: Banjinina, abanjina, voabanjina ) mibanjina, fibanjina, mpibanjina ( ibanjinana, fibanjinana ) mahabanBanjinina (banjina) oit. ih. (banjino): Jerena maharitra tsy mipy: Mankarary maso ny masoandro raha banjinina. • Jerena ombam-pandinihana feno fisainana fatratra: Banjino ny sarin'i Kristy mihantona eo amin'ny hazo fijaliana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel