Dikan'ny teny : bantsilana

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Karazan-kazo. Vaky bantsilana: Amin'ny fotoana amonian'ny bantsilana. 1 H. o.: Miseho miharihary ny nafenina. ΒΆ M. h.: Vaky am-batolampy, vaky barara, vaky betroka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel