Dikan'ny teny : banty

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fanaratsiana, fanamavoana, fanesoana. - t.i.f: Bantina, voabanty 1 manabanty, fanabanty, mpanabanty / anabantiana, fanabantiana. Ahitsio
2 a.: Teny tsy fampiasa afa-tsy raha miaraka amin'ny Any: Any banty, any banty any: Any lavitra any, any andakira. Ahitsio
3 a.: Angelivavy. ΒΆ M. h.: Kabatritra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel