Dikan'ny teny : baolina

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Hoditra na fingotra boribory nosesehana rivotra ao anatiny ka ilalaovana ifampitorahana na dakana: Milalao baolina, mandaka baolina. a F.-p.: Baolina boribory: Karazana baolina fanaovana kitra ka tsy fandray tanana fa ny dakan-tongotra ihany. / Baolina lavalava: karazana baolina fampiasa rehefa baolina entin-tanana no atao. 1 Izay rehetra miendri-javatra boribory: Mofo baolina: mofo boribory ohatra ny totohondry atao amin'ny lafarinina ka endasina tsy atao be menaka. / Hena baolina: toton-kena boribory kely nasiana tavin-kjsoa sy tongolo na dipoavatra ka endasina atao mendimendy tsara. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel