Dikan'ny teny : baondy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Anaran-karatra filalaovana misy sary tokana eo afovoany (kodiadiam-borona na efa-joro na fo na fon'omby mainty), ka heverina mazàna fa anisan'ny tsara indrindra amin'ny vato. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel