Dikan'ny teny : baoritra

Hampiditra dikany vaovao
1 (angl. board) a.: Karazana taratasy mahery sady henjana ampiasaina hanaovana fonon-javatra, boaty... - F.-p.: Tsy mitent' fa vola banritra: enti-milaza zavatra efa lany andro ka tsy misy vidiny intsony. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel