Dikan'ny teny : baoty

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. botte) a.: Fonondranjo hoditra atao eo ambonin'ny kiraro mba hiarovana amin'ny ranon'ando na ny tsilo na ny riaka, na ny fotaka, rehefa manavasava any anaty ahitra na rehefa avy ny orana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel