Dikan'ny teny : baraka

Hampiditra dikany vaovao
1 a a.: Voninahitra: Tsy manaiky aho fa ny barakako mihitsy no nalanao tamin'ny nitenenanao ahy teo imason' ny olona rehetra teo. - F,-p.: Afa-baraka: afa-boninahitra, very haja: Afa-baraka ianareo mianakavy tamin 'ny nafitsoky nt' zanakao. • H. i.: Voafitaka: Afa-baraka aho nitonantonana tany; hay efa nifindra ianareo ka tsy nilaza akory. ? Simba: Afa-baraka ilay laoka vao novidina fa nihosim-bovoka eran'ny tokotany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel