Dikan'ny teny : baranahiny

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Tsy fitandremana, tsy firaharahana, tsY fisainana na fiheverana eo am-panaovan-javatra: Aza manao baranahiny raha manao zavatra. • p.t.: Tsy voalamina tsara fa entinentim-poana: Fanjakana baranahiny, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel