Dikan'ny teny : bararata

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Karazam-bolotsangana madinika st' malemilemy maniry eny amoron-drano. - F.-p.: Bararata noladinimfbahy: enti-milaza fifankatiavana na firaisam-po tsy pain' inona na inona sarahina. / Bararata tsy loaka: ankamantatra ilazana ny fary. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel