Dikan'ny teny : baskety

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. basket-ball) a.: Lalao fanatanjahantena misy mpilalao dimy an-daniny avy ka ny ifaninanan'izy roa tonta dia izay hampidirana baolina imbetsaka indrindra ao anatin'ny haraton'ny an-kilany avy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel