Dikan'ny teny : benjamina

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Kaxazan-javamaniry misy voninkazo me-na madinidinika izay matetika totototoin'ny ankizy ka apetany amin'ny hohony ka mahatonga ny hoho ho menamena (Impatiens balsamina L. na I. notitangore Balsaminacées na I. Sultani Hook). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel