Dikan'ny teny : beririnina

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Anarana nilazana ireo mpandranto fahiny izay tsy niala teto Imerina tamin' ny fotoanan'ny tazo, ka tsy nidina tany ambany ravinkazo raha tsy tamin'ny ririnina, fotoana tsy misy tazo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel