Dikan'ny teny : beroberoka

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Anaran-javamaniry toy ny anana fanome ny bitro na ny kisoa. (Marina): Lactuca indica. L. (Composées). (Sihan.): Sonchus aleraceus L. * Ohab.: Anamamy no irai-sana, ka beroberoka no isarahana: Enti-milaza fifankatiavana tsara fanomboka fa nia-faxa tamin'ny ady. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel