Dikan'ny teny : beso

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Amin'ny hiia misy feo maro, ilay fizaram-peo ambany indrindra, feo ambany sy migoboka: Ny lehilahy lehibe no matetika manao ny beson-kira. - F.-p.: Beso fisaka: beso tsy dia migoboka loatra, beso maivana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel