Dikan'ny teny : bingo

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t.: Bila, filaza indrindra amin'ny tongotra; ny olona bingo dia manana tongotra tsy mba mahitsy fijoro fa somary mibaraingo toa miditra (mifanohitra aminy: tsivaka). * Ohab.: Bingo manao matso ka misalouana ny an'ny sasany: ny olona tsy mahay nefa miditriditra amin'ny raharahan'ny sasany dia tsy manao afa-tsy ny manimba zavatra fotsiny. / Bingo ny mpitarika ka tsy mahitsy fandeha ny mpanaraka: izay toetra sy fihetsiky ny mpitondra ihany no toetra sy fihetsiky nt' olona entina. - F.-p.: Bingo tanana: entimilaza ny olona izay toa miditra atf anatiny ny tanany ka mivoaka kosa ny kihony. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel