Dikan'ny teny : biriky

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. brique) a.: Feta ampandrina ka alatsaka anaty lasitra (hazo lavalava efa-joro) ka ananganana trano rehefa maina; misy karazany roa ny biriky: ireo atao amin'ny tany tsotra, izay atao hoe biriky tany, ary ireo a-tao amin'ny tanimanga na tany dilatra, izay atao hoe biriky tanimanga; ireto faharoa dia tsy maintsy dorana ao anaty lafaoro amin'ny fompotra na amin'ny kitay hazo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel