Dikan'ny teny : bitika

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t.: Kely sady madinika, sombiny kely: Tsy ho azonao entina any lavitra any io zaza io fa mbola bitika, / Bitika kely ny vary nohanin' ny marary anikeheo. * F.-p.: Kely sy bitika: entimilaza am-panetren-tena ny toetran'ny tena ambany sy mahantra: Misaotra, tompokolahy minisitra, mamangy anay kely sy bitika ad anaty ala atS. (Marihina fa milaza mbola kely kokoa noho ny bitika ireo rehetra avy amin'ny bitika nasiana tsofoka: bilitika, biritika...) Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel