Dikan'ny teny : bitro

Hampiditra dikany vaovao
1 (angl. rabbit) a.: Biby fiompy fihinana sahala habe amin'ny saka, saingy lava sofina sy mihinana ahitra na zavamaniry. * F.-p.: Manao tera-bitro: enti-milaza am-bazivazy vehivavy miteraka matetika. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel