Dikan'ny teny : bitsihina

Hampiditra dikany vaovao
1 (bitsika) mt. ih. (bitsiho): Ilazana zavatra malemilemy eo akaikin'ny sofina: Bitsiho kely Rangahy io fa mitady azy ao alatrano ny zanany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel