Dikan'ny teny : boana

Hampiditra dikany vaovao
1 ft.: Enti-milaza fivoahan-javatra, toy ny varavarana, amim-peo mafy; figoana; fidridro na fidridroka. - t.i.f.: Boanana mamboana, famboana, mpamboana, miboana, fiboana I iboanana, fiboanana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel