Dikan'ny teny : boda

Hampiditra dikany vaovao
1 Bodaka p, t.: Malemy: Vary bodaka. / Vomanga bodaka, Boda ny vomanga. ΒΆ M. h.: Modaka. - t.i.f.: Bodaina, voaboda 1 manaboda, fnboda, mpanaboda / anabodana, fanabodana 1 mahaboda, bodaboda. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel