Dikan'ny teny : bodo

Hampiditra dikany vaovao
1 a. sy p. t.: Zaza saina sy fihevitra: Izay bodo adala iny ve hahalala hanao izany? / Zaza dobo tokoa ianao, ry Koto! izany avy ka tsy ho fantatra. * F,-p,: Bodokely: zazavavy tanora manambady lahiantitra. Ahitsio
2 p, t.: Manao toe-jaza, toetr'ankizy, tsotra loatra; enti-milaza koa olona antitra miverina amin'ny fahazazana. Ahitsio
3 a.: Fitanana, fitazonana zavatr'olona an-keriny ho an' ny tena. - t.i.f.: Bodoana, bodoina, voabodo, tafabodo / manabodo, fanabodo, mpanabodo 1 anabodoana, fanabodoana j mibodo, fibodo, mpibodo / ibodoana, fibodoana 1 mahabodo. * F.-p,: Manao bodo ngerona: mitana zavatr'olona ka tsy mety mamerina na inona na inona atao azy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel