Dikan'ny teny : bodoana

Hampiditra dikany vaovao
1 na Bodoina (bodo) mt. ih. (bodoY): mania na tazonina an-keriny ho an'ny tena: Bodoin'ny zanakao fotsiny ny kilalaon-janako. / Tsy valahara izany raha lehilahy: nobodoany ny vadin' olona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel