Dikan'ny teny : bohihy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fikirizana hitana ny hevitry ny tena, di-doha tsy azo ahodina. ¶ M. h.: Dohika, bohika, tohika. • Fanaovana an-keriny, bohika. - t.i.f.: Mibohihy, fibohihyf mahabohihy, bohihihihy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel