Dikan'ny teny : bohy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fanosehana ny hafa hihataka mba hahazoana toerana bebe kokoa. • Fihetsika sy teny entina mampiseho hery amam-pireharehana. • Fitanana zavatr'olona amin-ditra. - t.i.f.: Tafabohy l mibohy, fibohy, mpibohy / ibohiana na ibohizana, fibohizana na fibohiana l mahabohy / bohibohy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel