Dikan'ny teny : bokaboka

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t.: Misy mivontovonto kely na mivotrovotro: Toa bokaboka itf voankazo itf izany ka tsy tiako. * Ohab.: Ataovy toy ny londy, ny bokaboka mameno ny kely andilana: aoka hifanampy ka ny manana tombony hameno ny tsy ampy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel