Dikan'ny teny : bokaina

Hampiditra dikany hafa
na Habokaina (boka) mt. ih (bokao, habokao): Haratsina izaitsizy, alana baraka, zimbazimbaina: Aza bokainao, habokainao ny entanay. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0052