Dikan'ny teny : bokotra

Hampiditra dikany vaovao
1 d.: Zavatra vita tamin' ny tandroka na hazo na nifin'elefanta voamboatra boribory ka apetaka amin'ny akanjo mba hanidiana ny laniny roa aminy misaraka: Boko-palitao. • Lava-bokotra: lavaka atao amin'ny akanjo izay zairina ny sisiny ary atao hidin'ny bokotra. - H. i.: Zavatra boribory fampandehanana ny vata fandraisam-peo sasantsasany: Ahodino ny bokotra fa tsy tiako izany hira izany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel