Dikan'ny teny : boky

Hampiditra dikany vaovao
1 (Ski) a.: Biby mampinono mpamono voalavo. Ahitsio
2 (angl. book) a.: Ravintaratasy maro misy sora-pirinty voatambatra ho iras: Ny boky no ioharanom-pahalaiana sy fahaizana. / Manoratra boky / Manonta boky. - F.-p.: Miondam-boky: enti-milaza izay tsy misaraka amin'ny boky, tia fianarana, tia vakiteny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel