Dikan'ny teny : bolaky

Hampiditra dikany vaovao
1 a,: Fampakarana zavatra hiainga, ka toy izao ny toetoetran'ny fiasany: misy mahazaka mihodidina vy boribory lavalava, izay mirotsaka an-daniny roa avy ny tendrony anankiroa, ka raha sintonina ny laniny iras dia miakatra kosa ny zavatra a-tao eo amin'ilay laniny faharoa. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel