Dikan'ny teny : bolan-tany

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Anarana omena itf tany onenantsika itf a- min'ny maha-planeta azy, i- ray amin'ireo sivy mihodidina ny masoandro; miendrika bola somary fisaka eo amin' ny tendrony roa ny bikany, ka mirefy 6.378.388 m, ny tanany mankany amin'ny ekoatera, ary 6.366.912 m. ny mankany amin'ny tendron-tany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel