Dikan'ny teny : bolangina

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t.: Vaventy sadY salama, dongadonga matavy: Tovolahy bolangina no hitan'ny masoko niditra ny varavarana. - t.i.f.: Mibolangina, fibolangina / mahabolangina / bolangindangina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel