Dikan'ny teny : bolisatra

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Fikorisan'ny tongotra tsy mahafahatra noho ny tany malama. ΒΆ M. h.: Bolasitra, bolaly. - t.i.f.: Bolisarana, abolisatra, tafabolisatra J mibolisatra, fibolisatra, mpibolisatra J ibolisarana, fibolisarana J mahabolisatra l bolisadisatra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel