Dikan'ny teny : boloky

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Anaram-borona mitovy amin'ny boaiza, fa lehibe, izay afa-mianatra nt' fitenin'ny olona. * Ohab.: Bolokilahy homamboantseva: fy ny atsy, mamy ny aroa: enti-milaza ny olona sady mifankahazo amin' ny atsy no mifankahazo amin'ny aroa. ΒΆ M. h.: Manao sotrobe lava tango; mahay atsy , mahay aroa. Ahitsio
2 a.: Gadra famaizana ny olon-dratsY fahizaY, izay natao amin'ny vozona sy ny tanana ary ny tongotra koa aza mba tsy hahafahany mihetsi-mahery. -( Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel