Dikan'ny teny : bonara

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Karazan-kazo an'ala maniry indrindra any amin' ny tanin'ny Sakalava izay mampiasa ny hodiny amin' ny fanaovana tombokavatsa. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel