Dikan'ny teny : bonoka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fifonosana amin' ny fitafiana maf ana. - t.i.f.: Bonohina, abonoka, voabonoka, tafabonoka I manabonoka, mambonoka, fanabonoka, fambonoka, mpanabonoka, mpambonoka J anabonohana, fanabonohana / mibonoka, fibonoka, mpibonoka J ibonohana, fibonohana J mahabonoka J bonobonoka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel