Dikan'ny teny : bononoka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Mangahazo voavaofy ary nalona tao anaty rano mandeha nandritry ny efatra na dimy andro; rehefa tapitra io fetr' andro io dia sasana tsara ary andrahoina amin'ny entona, ary azo hanina amin'izay; ny bononoka izay toy ny an'ny faorimazy "camembert" ny fofony dia ankafizin'ny tantsaha, indrindra amin'ny faritr'Ambatolampy sy Arivonimamo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel