Dikan'ny teny : bonoraka

Hampiditra dikany vaovao
1 (boraka) mt. ih. misy tsofoka on : Voaboraka, borahina, vahana : Nobonoraka ny entany ka inona no tao hoy ianao Vato kely. Aposaka, ambara, aseho : Nobonorany tamiko ny tao am-pony. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel